|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 biby manompo |
| Singan-teny | 2 biby, 3 manompo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fiompiana |
| Tovy hevitra | 7 biby fiompy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|